Dikan'ny teny : fitatra

Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan' ny maneno akoho mihitsy aza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065