Dikan'ny teny : fitarihana

Hampiditra dikany hafa
(tarika) a.: Fandroritana, fisintonana: Naharary ahy ny fitarihany ahy tamin'ny sandriko. 1 Fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Fitarihan'ny soaualy ny kalesY. 1 Fitondrana: Eto no manomboka ny fitarihana ny rano ho ao an-tanna, 1 Fanoroana lalana: Fitarihana olona any anaty ala. 1 Fitaomana: Ikezaho ny fitarihana ny namana ho amin'ny tsara. 1 Fanaingana, fanentanana: Anao ny fitarihana ny fivavahana anio. 1 Fibaikoana: Nomena ny Kolonely ny fitarihana ny tafika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0316