Dikan'ny teny : fitapitapy

Hampiditra dikany hafa
(tapitapy) a.: Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152