Dikan'ny teny : fitapitapiana
Hampiditra dikany hafa
(tapitapy) a.:Fahatongavana miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha