Dikan'ny teny : fitantana

Hampiditra dikany hafa
1. (tana) a.: Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amia' ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza 1 p. t.: Azo tantanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tantana) a.: Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, van', sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: A-toroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko. 1 p.t.: A-zo tantanina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071