Dikan'ny teny : fitanondrika

Hampiditra dikany hafa
(tanondrika) a.: Fomba na toetran'ny olona mitanondrika, miondrika no-ho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1388