Dikan'ny teny : fitankosinana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tankosina) o,: Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vouoka, Rasoa! / Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: NY fitankosinan'ny fotaka omin'ny akanjo fotsy no karazan-jauatra mahatsikaiky indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel