Dikan'ny teny : fitanisana

Hampiditra dikany hafa
(tanisa) a.: Fanaovana tanisa. 1 Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ue ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin'ny fianakauiana? 1 Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.072