Dikan'ny teny : fitanika

Hampiditra dikany hafa
(tanika) a: Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka. 1 Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy toha rehefa lohataona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0516