Dikan'ny teny : fitangosana
Hampiditra dikany hafa
(tango) a.: Fanapahana amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha