Dikan'ny teny : fitangolika
Hampiditra dikany hafa
(tangolika) a.: Toetran'ny zavatra mitangolika, izany hoe mifadiditra, miolikolika manodidina: Jereo ny fitangoliky ny tangolibahin' ny sarisarimbomanga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha