Dikan'ny teny : fitanehana
Hampiditra dikany hafa
(tanika) a.: Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano, /Fampiempoana: Fitanehana menaka. 1 Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha