Dikan'ny teny : fitandrina

Hampiditra dikany hafa
(tandrina) a.: Fomba entina mitandrina na mikarakara, manolokolo, miambina, manaraka, manatanteraka: Tsy toy izao no fitandrina ny mpianatra.... Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711