Dikan'ny teny : fitanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tana) a.: Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo. Ahitsio
2 (tana) a.: Fitazonana: TsY hainao ny fitanana sabatra. / Fihazonana: Sarotra ny fitanana io rasa io ao on-trano, / Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava 1 Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel