Dikan'ny teny : fitana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tana) a.: Fomba entimitana: Izao no fitana sabatra raha tsy hainao. 1 p.t.: Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny, Ahitsio
2 (ita) a.: Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano, ΒΆ M.h.: Fitsakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel