Dikan'ny teny : fitampoha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampandroana ao anaty rano mandeha ny sisan-taolan'ny razan'ny mpanjaka sakalava, izay atao amim-pomba lehibe arahindanonana isaky ny folo tao-na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel