Dikan'ny teny : fitampina
Hampiditra dikany hafa
(tampina) a.: Toetran'ny zavatra mitampina, misy tampina: Mividiana vaouao fa mampihomehy ny olona ny fitampin'iny palitaonao in y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha