Dikan'ny teny : fitampifiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampify) a,: Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa miss) atahorany, ny zavatra voalohany ataon'ny zaza, dia ny fitampifiany amin'ny reniny, 1 Fiankinana, fipetahana mifanoroka amin'ny...: Tsy mahasalama ny fitampifian'ny tranon'akoho amin' ny trano lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel