Dikan'ny teny : fitampesonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampesona) a.: Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel