Dikan'ny teny : fitambotsotra
Hampiditra dikany hafa
(tombotsotra) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitambotsotra, midina ambany, mikorisa midina, mihena, mitakemotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha