Dikan'ny teny : fitambotsorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombotsotra) a.: Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety hianjera noho ny fitambotsorany. 1 Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torana. 1 Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaizamiteny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel