Dikan'ny teny : fitambezoana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fitambezonana (tambezo) a.: Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin'izay efa nangatahina fhany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel