Dikan'ny teny : fitambarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambatra) a.: Fikambanana: Mahatratra aalopolo ny fitambaran'ny mpianatra ao amin'ny lakilasy fahatelo sy fahefatra. IFiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran'ny hazo amin'it9 rafitra ity. 1 Fiharoana: Ny fitambaran'ny oksizena sy hidrozena no tonga rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel