Dikan'ny teny : fitalapetrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (talapetraka) a.: Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel