Dikan'ny teny : fitakokoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (takoko) a.: Fipetrahan tsy mitombin fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny te-na: Izany fitakokoan'ny ankizya eo amorom-patana rehefa mamindro! 1 Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin'ny famangiana manjo fahiny, tsY nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan'ny fianakaoiana, na ny fitsemna aman tomany manerana ny trono. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel