Dikan'ny teny : fitakiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (taky) a.: Fakana amin'ny fomba hentitra amin' olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa. 1 Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aloany: Fitakiana hetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel