Dikan'ny teny : fitaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza 1 Hafetsena entina hanambakana: Fanekena na-tao am-pitaka io ka tsy.ekena. - t.i.f.: Fitahina, voafitaka ( mamitaka, famitaka, mpamitaka / amitahana, famitahana / mifitaka, fifitaka ) ifitahana, fifitahana ( mahafitaka 1 fitapitaka. - F.-p.: Mamaia am-pitaka: mamely an-kafetsen tampoka. / Ny toky fitaka, ny atao no hita: ny fanomezan-toky nety ho fitaka ihany, fa ny a-sa atao no tena azo ianteherana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel