Dikan'ny teny : fitaiza
Hampiditra dikany hafa
(taiza) a.: Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona: Tsara fitaiza ny zozo apetraka amin'io zazavavy io. 1 Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina ha-tao fiandry an-tratra: Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha