Dikan'ny teny : fitaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (taika) a.: Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala. 1 Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay handeha fa mbola mamy tokoa ny resaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel