Dikan'ny teny : fitahina

Hampiditra dikany hafa
(fitaka) mt.ih, (fitaho): Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin'ialahy a-ho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin'ialahy aho. ? Ambakaina: MbĂ  matahotra an'Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina. ? Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0526