Dikan'ny teny : fitafofotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tafofotra) a.: Toetran'ny rivotra mitafofotra na mitsoka mafy: Amin' ny rioo-doza, ny fitafofotry ny rivotra no loza noho ny fifafin'ny orana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel