Dikan'ny teny : fitafoahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tafoaka) a.: Fahafenoana be loatra ka mihoa-pefy; famorivoriana, fandroatana, fisafoahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel