Dikan'ny teny : fitadidy

Hampiditra dikany hafa
(tadidy) a.: Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vona kely ny lambany: izany no fitadidin' ny Ntaolo ny hafatra ixay natahorany sao hadino. 1 P. t.: Tsara hotadidina: Vanin' andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin' ny diary, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0157