Dikan'ny teny : fisovohana

Hampiditra dikany hafa
(sovoka) a,: Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahauoa azy. ? Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan' ny fahavalo no ahina isan' alina izao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0909