Dikan'ny teny : fisosososoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosososo) a.: Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalaaala: Tsy voatanan-dreniny Ikoto ka lasa terY anoloan'ny olona terY; tsy nisy tezitra na sosotra anefa nahita ny fisosososoany terY akatkin'ny mpandraharaha fa gaga sy homehy fotsiny. ? Fijolonjoloana tsy mahalala menatra: Lasa fanoharana ny ffsosososoan'ny vinanto ao an-trano nefa na rafozany eo am-pifosana azy indrindra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel