Dikan'ny teny : fisosoka
Hampiditra dikany hafa
(sosoka) a.: Toetran' ny zavatra misosoka, asiana sosoka. ~ Fomba entina misosoka, mankeo amin'ny toeran'olona, misalovana eo anoloan'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha