Dikan'ny teny : fisosohana

Hampiditra dikany hafa
(sosoka) a.: Fana-nana sosoka na fanampiana lamba rovitra na marambato mba hitovy tantana: Hampihena betsaka ny vidiny ny fisosohan'it9 palitao ity. ? Fankanesana ho eo amin'ny toeran'olon-kafa ixay: Tsy nahateny ny olona nahita ny fisosohan'ilay vahiny tsy fantatra teo amin'ny toeran' ny filoha. 1 Fisalovanana eo anoloana: Mahasosotra ahy ny fisosohanao eo anoloako. ~ Fitsabahana amin'ny raharahan'ny sasany: Tsy ilaiko akory ny fisosohanao amin' ny raharahako, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069