Dikan'ny teny : fisorona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sorona) a,: Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany, Ahitsio
2 (sorona) a,: Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an'Andriamanitra). 1 Fanao sorona. ~ : Azo atao sorona. Ahitsio
3 (sorona) a.: Fomba entina misorona na manisy afo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel