Dikan'ny teny : fisorohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (soroka) a.: Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony:Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity, 1 Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny Icaza no ilazako izany aminao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel