Dikan'ny teny : fisononohana

Hampiditra dikany hafa
na Fisononoka (sononoka) a.: Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan' ny lakana. 1 Fizoran'ny fiai-nana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0471