Dikan'ny teny : fisondrotana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fisondrotra (sondrotra) a,: Fiakarana ambony, fisavoanana: Jereo ny fisondrotr'iry aroplanina. 1 Fitomboana: Haingana diahaingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama. 1 Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny. 1 Fiakarana voninahitra: Mazdna ny fisondrotana uoninahitra mahatonga hiavonavona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel