Dikan'ny teny : fisonanahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sonanaka) a.: Fipetrahana misonanina tsara: Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel