Dikan'ny teny : fisompiranana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompirana) a.: Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra. ~ Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin'io zohy io, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel