Dikan'ny teny : fisomparana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompatra) a. : Fanaovana izay hahavoa ny ha-fa, fihetraketrahana, fanimbana: Fisomparan'ny hafa no nahavoa azy fa tsy mba aretina tsotra akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel