Dikan'ny teny : fisomidika
Hampiditra dikany hafa
(somidika) a.: Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny ras no: Jereo ny fisomidik'it? ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha