Dikan'ny teny : fisomebiseby

Hampiditra dikany vaovao
1 (somebiseby) a.: Fibeninkenenana etsy sy eroa, fisahiranana mankatsy mankaroa: Izany fisomebisebin-dry zareo tompon-draharaha amin'ny famadihana! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel