Dikan'ny teny : fisomadodoka
Hampiditra dikany hafa
(somadodoka) a: Fahamaikana izaitsizy, fikorododoana, firotorotoana: Endre ny fisomadodoky ny mpianatra hijery lanonana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha