Dikan'ny teny : fisolanga

Hampiditra dikany hafa
(solanga)a.: Toetran' ny zavatra misolanga na miainga dia milavo any aoriana; toetran'ny tandrok'omby somary mankany ivoho ny lohany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4605