Dikan'ny teny : fisolafahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (solafaka) a. : Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany. 1 Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanahy iniana akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel