Dikan'ny teny : fisoko

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fisokoana (soko) a.: Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany. • Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly. Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adala an'ilay bokiko. 1 Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan'ny fahavalo. Ahitsio
2 (soko) a,: Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...). (Saika mazàna voatery miondrika rehefa miditra ao ka izany no nahatonga io anarana io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel